Teny iditra afa-ketaheta
Singan-teny afa- (afaka) ; hetaheta
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana izay nisotro rano ka afaka teo ny fahamaimaizany hisotro rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont la soif est étanchée [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24