|
|
|
|

Teny iditra1  afakomaly
Singan-teny  2  afaka, omaly
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] the day before yesterday
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] avant-hier
Ohatra  7  afakomaly izy no tsy teto [2.131]
8  Vao afakomaly io no nofenoiko, hoy Ineny, fa angamba mitete. [2.332#]
Voambolana  9  Fotoana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24