Teny iditra afa-mizozotra
Singan-teny afa- (afaka) ; mizozotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahafahana miverina amin'ny bikany teo aloha rehefa atsahatra ny hery nampiharina taminy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay élastique [1.13, 1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24