Teny iditra | afandrika (fandrika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mamandrika: Gilio no nafandrikay ny voronkely fahiny tany antsaha [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that which is employed as a snare. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | afandrika, fandraika, fandriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |