|
|
|
|

Teny iditra1  afangaroy
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afangaro [Fitanisana]
Fototeny  3  haro
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3]
Ohatra  5  [2.424#] afangaroy amin'ny rano iray litatra ny povidone iodine in-1 mitete.

Fivaditsoratra  6  afangaroy, afaraingo, afarangoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16