Teny iditra | 1 afangopangotra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Afadiditra, ahorongorona: Nafangopangotr' ilay zaza ny taretra ka saiky tsy hay novahana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] à entortiller, à embrouiller: Nafangopangotry ny zaza ny taretra (L'enfant a entortillé le fil) |
Fototeny | 5 fangopangotra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |