Teny iditra afantsana (fantsana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manadio ny aty vava, manontsam-bava: Rano misy fanafody no afantsana raha misy marary any anaty vava [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afantsana, afantsako, afantsanao, afantsany, afantsantsika, afantsanay, afantsanareo, afantsan', afantsan-, afantsam-, afantsa-
Ny lasa : nafantsana, nafantsako, nafantsanao, nafantsany, nafantsantsika, nafantsanay, nafantsanareo, nafantsan', nafantsan-, nafantsam-, nafantsa-
Ny hoavy : hafantsana, hafantsako, hafantsanao, hafantsany, hafantsantsika, hafantsanay, hafantsanareo, hafantsan', hafantsan-, hafantsam-, hafantsa-
Filaza mandidy : afantsano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05