Teny iditra | afantsika (fantsika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza izay entina mamantsika: Itỳ fantsika peta-doha itỳ afantsika an' io sary io Araikitra amin' ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that which is employed as a nail. [1.2] | ||||||||
Ohatra | tsimatra = fanjaitra hazo afantsika an-daniny roa amin' ny harona hahazoana mamatotra azy amin' ny bao.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |