Teny iditra afa-pahasahiranana
Singan-teny afa- (afaka) ; fahasahiranana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miaina sambatra, tsy manan-javatra manelingelina ny saina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24