Teny iditra afa-pofona
Singan-teny afa- (afaka) ; fofona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Very voninahitra, afa-baraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Free from odour, steam or vapour
Same as afa-baraka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui a perdu son parfum. Se disait des gens perdus de réputation [2.415]
Tovy hevitra afa-baraka ~ lasam-pofona

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24