|
|
|
|

Teny iditra1  afa-tsiny
Singan-teny  2  afaka, tsiny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy voan' ny tsiny intsony ka maharo mandroso amin' izay hatao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [tsiny, blame.] Free from blame or censure.
Tovy hevitra  6  afa-pondro

Fivaditsoratra  7  afa-tsiny, afitsany, anifatsy, fitanisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21