|
|
|
|

Teny iditra1  afa-tsy
Singan-teny  2  afaka, tsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] except
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.4.fr#764] sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?)
7  [1.5] excepté, si ce n'est
8  [1.66.fr#868] sinon
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny afa-tsy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07