Teny iditra | 1 afehy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina mamehy, mamatotra: Itỳ tady itỳ afehy ny entanao fa mafy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] used of that employed for tieing. |
Ohatra |
5 [2.245#] Izay ataon' ny vehivavy momba ny nofo aminy ao, tsy afehy ny lalàna momba ny fatodra. |
Fototeny | 6 fehy |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny afehy io |
Fivaditsoratra | 13 afehy, ahefi, fehia, haefi, hefai, hiefa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |