Teny iditra afehy (fehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mamehy, mamatotra: Itỳ tady itỳ afehy ny entanao fa mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that employed for tieing. [1.2]
Ohatra Izay ataon' ny vehivavy momba ny nofo aminy ao, tsy afehy ny lalàna momba ny fatodra. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afehy, afehiko, afehinao, afehiny, afehintsika, afehinay, afehinareo, afehin', afehin-, afehim-
Ny lasa : nafehy, nafehiko, nafehinao, nafehiny, nafehintsika, nafehinay, nafehinareo, nafehin', nafehin-, nafehim-
Ny hoavy : hafehy, hafehiko, hafehinao, hafehiny, hafehintsika, hafehinay, hafehinareo, hafehin', hafehin-, hafehim-
Filaza mandidy : afehezo
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19