Teny iditra (1/2) | 1 afeno (feno) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Entina mameno, ainenoana: Ny rano amin' itỳ jaogy itỳ afeno ny sinibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 used of that which fills. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 afeno (afina) |
Sokajin-teny | 10 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afenina |
Tsanganana sy sary iray takila |
11 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 12 afeno, efona, fenoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |