Teny iditra aferafera (afera)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Combines [1.5]
Ohatra Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin’ny solosaina mifanaraka amin’ny abidia. [4.27]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19