Teny iditra afero
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
¶ Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the bile, the gall, the gall-bladder [Richardson 1885]
 bile [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Bile, fiel, la vésicule qui le contient [Abinal 1888]
 bile, fiel [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  ranonafero
Teny nalaina 

Teny iditra afero
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra mangidy dia mangidy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bitterness, costly. [mal ampada(?).] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay amertume, aigreur [Abinal 1888]
 amertume [Hallanger 1974]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra afero (fetra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao afetra [fitanisana]

Teny iditra afero (afitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao aferina [fitanisana]

2017/06/29