| Teny iditra (1/4) | 1 afero |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo
4 Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the bile, the gall, the gall-bladder
[1.2] 6 bile [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Bile, fiel, la vésicule qui le contient
[1.3] 8 bile, fiel [1.8] |
| Ohatra |
9 Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka!
[2.1022#]
|
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how afero |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 13 afero |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Zavatra mangidy dia mangidy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 bitterness, costly. [mal ampada(?).]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 amertume, aigreur
[1.3] 18 amertume [1.8] |
| Voambolana | 19 Ontam-po |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how afero |
| Lahatsoratra | 21 Randzavola: afero ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/4) | 22 afero |
| Fototeny | 23 fetra |
| Sokajin-teny | 24 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afetra [Fitanisana] |
| Teny iditra (4/4) | 25 afero |
| Fototeny | 26 afitra |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aferina [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | afero, 28 efaro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|