|
|
|
|

Teny iditra1  aferontany
Singan-teny  2  afero, tany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] karazan-javamaniry ohatra ny ahitra, mangidy aoka izany ny tsirony, fanao ody kohaka (Mollugo nudicaulis)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A small herb, a decoction of which is drunk as a remedy for whooping cough. Mollugo nudicaulis.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Petite plante très amère. Mollugo nudicaulis
7  [1.196] (de afero = fiel et tany = terre ; "fiel de la terre" ; nom dû à l'extrême amertume de ces plantes).
Mollugo nudicaulis Lam. (Molluginaceae). Excellent antispasmodique, antitussif, surtout dans la coqueluche et toux quinteuses des enfants. Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau, Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 9 (1969). [Merina]
Tachiadenus carinatus (Desr.) Griseb. (Gentianaceae). Voir aferombohitra. [Betsimisaraka]
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  aferontany, ifanantero, itrefonana, naforetany, natrefinao, niforetana, nifoterana, nirefotana, nofaterany, norafetany, notafaerin

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02