Teny iditra | 1 afetsaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe! Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be thrown down. |
Fototeny | 5 fetsaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 afetsaka, atsefaka, kafatesa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |