|
|
|
|

Teny iditra1  afetsaka
Fototeny  2  fetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe!
Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be thrown down.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  afetsaka, atsefaka, kafatesa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19