Teny iditra afinafenina (afinafina (afina))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
afinafenina
afinafeniko
afinafeninao
afinafeniny
afinafenintsika
afinafeninay
afinafeninareo
afinafenin'
afinafenin-
afinafenim-
afinafeni-
nafinafenina
nafinafeniko
nafinafeninao
nafinafeniny
nafinafenintsika
nafinafeninay
nafinafeninareo
nafinafenin'
nafinafenin-
nafinafenim-
nafinafeni-
hafinafenina
hafinafeniko
hafinafeninao
hafinafeniny
hafinafenintsika
hafinafeninay
hafinafeninareo
hafinafenin'
hafinafenin-
hafinafenim-
hafinafeni-
Ohatra Noho izany, na ho ela na ho haingana, amin' ny fomba somary miharihary sy mateza, somary afinafenina na abaribary, ny mahantra dia hankatoaviny ary horaisiny voalohany indrindra. [Wresinski: Mahantra]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/20