|
|
|
|

Teny iditra1  afitsaka
Fototeny  2  fitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mifitsaka: Afitsaka ny tany alohan' ny hanorenana ny trano
Afenina, angalarina: Nafitsany ny volako ariary folo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be flattened, to be levelled, to be laid down
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  afatsika, afitsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21