Teny iditra | afo | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] jiro, vain' afo [Rakotosaona 1972] | ||||
Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona [Rajemisa 1985] | |||||
Famaritana anglisy | fire ¶ fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.] [Richardson 1885] | ||||
fire [Hallanger 1973] | |||||
Famaritana frantsay | Feu; fig. calamité [Abinal 1888] | ||||
Famaritana frantsay | [Betsimisaraka] lampe; braise [Rakotosaona 1972] | ||||
Famaritana frantsay | feu [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Endriteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny afo io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: afo ao amin' ny Baiboly | ||||
Haianarantany | |||||
2017/06/29 |
![]() |