Teny iditra | 1 afody |
Fototeny | 2 fody |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Nafodiko tany amin' ny mpivarotra ilay satroka fa malalaka loatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be returned. [1.2] 6 to be returned, to be retracted (one's word) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on rend, qu'on retourne, dont on se dédit [1.8] |
Ohatra |
8 Ny lasa tsy mba azo naverina ary ny omaly sarotra afody. [2.558] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny afody io |
Fivaditsoratra | 14 ady fo, afody, doafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |