|
|
|
|

Teny iditra1  afofoka
Fototeny  2  fofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra
Amidy daholo, lanina tanteraka; atao majifa: Tsy nisy hivelomany ka nafofony daholo ny taniny rehetra ~ Nafofony tamin' ny loka ny fananany ~ Loza fa nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be beaten
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#178] à battre, à précipiter
figuré: qu' on vend ou qu’on dépense totalement, qu’on rafle: Nafofony tao ala-trano ny kidorony (Il a jeté sa paillasse hors de la maison) ~ Nafofony ny taniny rehetra (Il a vendu toutes ses terres) ~ Nafofony tamin’ ny toaka ny fananany rehetra (Il a dépensé toute sa fortune en buvant du rhum) ~ Nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra (Les voleurs ont raflé tout ce qu'il avait dans la maison)
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny afofoka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11