|
|
|
|

Teny iditra1  afoina
Fototeny  2  foina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Entina mamoina na manery mba tsy ho afa-mihetsika ny vato amin' ny fanorona [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  afinao, afoina, anafio, iafano, ifanao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31