Teny iditra | afono (fono) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mamono, mandrakotra: Gazety no nafonony ny hena novidiny [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of anything employed as a cover or envelope. [1.2] | ||||||||
Ohatra | toy ny fitafiana ny taratasy afono boky.
[2.442] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | afono, foano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |