|
|
|
|

Teny iditra1  afontsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] akondro
4  [1.1] Karazan' akondro vaventy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] La grande banane, bananier qui la produit
6  [1.196] (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [Betsimisaraka]
Ohatra  7  [2.131#280] Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa
Voambolana  8  Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  9  fontsy
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  afontsy, afotsin, fanitso, fiantso, fotsian, fotsina, itsofan, nafotsy, nitsofa, tsofany, -tsofina, tsofina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08