Teny iditra | 1 afotofoto |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asavoritaka, akorontana, atao mifanaritaka: Afotofotonao koa ny resaka ka tsy azo be ihany |
Fototeny | 4 fotofoto |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |