Teny iditra |
afovoany
(a-, fo, voa, -ny)
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2]
|
| In the middle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Au milieu, au centre [1.3, 1.8]
|
| Milieu afovoany atsimo: centre-sud [1.13]
|
Ohatra |
1 | Nisy lalambe namakivaky teo afovoany.
[2.356]
|
2 | Teo afovoany kosa nisy mpanjaka iray tsy nanaiky.
[2.113]
|
3 | Ary eo afovoany ny Rova izay nisy ny Lapan'i Manjakazafy.
[2.508]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
anivo |
|