Teny iditra |
Afrikanina
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao:
Mizara foko maro be ny Afrikanina ¶ Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika:
Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | African, Africans [3.1]
|
Fandikana frantsay | Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
|
Voambolana |
Ny fihaviany | Frantsay: africain.
|
Tsipelina hafa |
Mpanahaka |
Afrika |
Ohatra | Any amin’ny firenena Afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany [SeFaFi ]
|
|