Teny iditra | 1 agadra |
Fototeny | 2 gadra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Entina mamatotra amin' ny gadra, ampiasaina hamatorana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] used of the chains or fetters employed. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Dont on se sert pour attacher |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 agadra, garada |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |