Teny iditra agadragadra (gadragadra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (feo) Atao mihararetra toa vaky na mitriatra: Aza agadragadra toy izany ny feonao [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : agadragadra, agadragadrako, agadragadranao, agadragadrany, agadragadrantsika, agadragadranay, agadragadranareo, agadragadran', agadragadran-, agadragadram-
Ny lasa : nagadragadra, nagadragadrako, nagadragadranao, nagadragadrany, nagadragadrantsika, nagadragadranay, nagadragadranareo, nagadragadran', nagadragadran-, nagadragadram-
Ny hoavy : hagadragadra, hagadragadrako, hagadragadranao, hagadragadrany, hagadragadrantsika, hagadragadranay, hagadragadranareo, hagadragadran', hagadragadran-, hagadragadram-
Filaza mandidy : agadragadrao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19