|
|
|
|

Teny iditra1  agadragadra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (feo) Atao mihararetra toa vaky na mitriatra: Aza agadragadra toy izany ny feonao
Voambolana  4  Feo
Fototeny  5  gadragadra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11