Teny iditra | ageboka (geboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atelina atao telimoka, hanina: Nagebok' ilay ratsy iny ny volako Lanina, rodarodaina: Nageboky ny zanany ny haren-drainy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on gobe, qu'on attrape, qu'on retient: Nageboky ny mpivarotra toaka ny volako (Le marchand de rhum m'a attrapé tout mon argent) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ageboka, goakabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |