|
|
|
|

Teny iditra1  agioka (gioka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Voambolana  3  Feo
Fanazavàna teny malagasy  4  (feo) Atao izay haharenesana azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  agioka, goaika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19