Teny iditra | 1 ahahy |
Fototeny | 2 hahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] used in speaking of something dried in the sun. 6 [1.7] to be dried in the sun |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on sèche au soleil |
Ohatra |
8 [2.117#] ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ahahy io |
Teny nalaina | 14 Soratra misy io teny ahahy io |
Fivaditsoratra | 15 ahahy, hahay, hahia, ihaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |