|
|
|
|

Teny iditra1  ahalaniana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Ohatra  4  [2.285#] Na inona na inona mahatonga ny olona hanaratsy sy hanendri-kendrika, dia tsy misy ahalaniana azy;
Fototeny  5  lany
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ahalaniana io

Fivaditsoratra  10  ahalainana, ahalaniana, analahanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21