|
|
|
|

Teny iditra1  ahandrina
Fototeny  2  handrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina manandrina na mijery olona manatrika tsara: Maso menan' ny hatezerana no nahandriny ahy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  ahandrina, andraihan, handairan, handraina, handriana, hiandrana, nandraiha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31