Teny iditra ahandroina (handro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jereo handroina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait cuire ou bouillir [1.3]
Ohatra 
1Ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka. [2.356]
2Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahandroina, ahandroiko, ahandroinao, ahandroiny, ahandrointsika, ahandroinay, ahandroinareo, ahandroin', ahandroin-, ahandroim-, ahandroi-
Ny lasa : nahandroina, nahandroiko, nahandroinao, nahandroiny, nahandrointsika, nahandroinay, nahandroinareo, nahandroin', nahandroin-, nahandroim-, nahandroi-
Ny hoavy : hahandroina, hahandroiko, hahandroinao, hahandroiny, hahandrointsika, hahandroinay, hahandroinareo, hahandroin', hahandroin-, hahandroim-, hahandroi-
Filaza mandidy : ahandroy
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19