|
|
|
|

Teny iditra1  ahanta
Fototeny  2  hanta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  ahanta, antaha, atahan, hataña, hatana, nahata, nataha, tahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05