Teny iditra aharatra (haratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manaratra: Itỳ hareza itỳ aharatra ny volombavanao fa maranitra tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on rase [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aharatra, aharatro, aharatrao, aharany, aharatsika, aharatray, aharatrareo, aharatr', ahara-, aharatry
Ny lasa : naharatra, naharatro, naharatrao, naharany, naharatsika, naharatray, naharatrareo, naharatr', nahara-, naharatry
Ny hoavy : haharatra, haharatro, haharatrao, haharany, haharatsika, haharatray, haharatrareo, haharatr', hahara-, haharatry
Filaza mandidy : aharato

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19