Teny iditra | 1 aharihary |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Aseho tsara manontolo fa tsy misy miafina: Naharihariny ny marina ha menatra foana ireo nanendrikendrika azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] (?) used of that sought as riches. 5 [1.7] to be exposed to view, to be made known |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on expose à la vue, qu'on met en évidence, qu'on rend public |
Fototeny | 7 harihary |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |