Teny iditra | 1 ahasohaso |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Entina manasohaso, mandokadoka: Teny mirehidrehitra no nahasohason' ilay mpikabary ny lehiben' ny fokontany |
Fototeny | 4 hasohaso |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |