Teny iditra ahatongavana (tonga)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1Sarotra ny ahatongavana amin' ny rovan' Itsivalanorano! [1.508]
2Nefa tsy mora tsy akory ny ahatongavana ho Zatovon' Iarivo. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahatongavana, ahatongavako, ahatongavanao, ahatongavany, ahatongavantsika, ahatongavanay, ahatongavanareo, ahatongavan', ahatongavan-, ahatongavam-, ahatongava-
Ny lasa : nahatongavana, nahatongavako, nahatongavanao, nahatongavany, nahatongavantsika, nahatongavanay, nahatongavanareo, nahatongavan', nahatongavan-, nahatongavam-, nahatongava-
Ny hoavy : hahatongavana, hahatongavako, hahatongavanao, hahatongavany, hahatongavantsika, hahatongavanay, hahatongavanareo, hahatongavan', hahatongavan-, hahatongavam-, hahatongava-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19