|
|
|
|

Teny iditra1  ahatsaka
Fototeny  2  hatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina manatsaka, izany hoe:
a) mamarana, mikiky zavatra;
b) mihady tany avoavo hanaovana lalana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19