| Teny iditra | 1 ahatsapana |
| Fototeny | 2 tsapa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 ka ahatsapan' i Lidy ny tenany ho latsa-danja loatra.
[2.470#151]
5 Nanomboka teo koa no nahatsapako ny fahamarinan' izao toe-javatra izao [2.471#22] 6 Fa ny nataon' ny lehiben' ny kantao sy ny tohin' izany nony avy eo, no ahatsapana kokoa ny tena marina, satria nahakasika ny vahoaka izany. [2.472#129] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|