Teny iditra | 1 ahatsapana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fototeny | 3 tsapa |
Haiendriteny |
|
Ohatra |
7 [2.470] ka ahatsapan' i Lidy ny tenany ho latsa-danja loatra. 8 [2.471] Nanomboka teo koa no nahatsapako ny fahamarinan' izao toe-javatra izao 9 [2.472] Fa ny nataon' ny lehiben' ny kantao sy ny tohin' izany nony avy eo, no ahatsapana kokoa ny tena marina, satria nahakasika ny vahoaka izany. |
Fivaditsoratra | 10 ahatsapana, anatsapaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |