Teny iditra | 1 ahatsiarovana |
Fototeny | 2 tsiaro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Ohatra |
5 Tsapan'ny ankizy ombieny ombieny ny faharahiranana mihatra aminy, ka ahatsiarovany ny fahakambotiany [2.470] 6 Tsy vitan'ny ao an-trano sy amin'ny fiaraha-monina ao an-tanana no ahatsiarovanay maharary amin'ny fahatranay, fa hatrany an-tsekoly [2.472] 7 Zavatra sarotra hazavaina izany, fa dia misy fotsiny izao fotoana ahatsiarovanao ny tenanao ho voateritery sy sempotsempotra rahefa tsy mahita faravodilanitra tsy manam-petra eny amin'ny manjepizepy ianao [2.471] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 ahatsiarovana, anasavoritaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |